Mailaka

Please do not use these email addresses for support requests. These are not public email lists. We do not provide help via email.

  • press _at_ geti2p.net - Press contact
    GPG Key fingerprint: 8736 C702 E83E E8A6 D2F1 6CF3 7EB8 9548 0027 B05F
  • security _at_ geti2p.net - Vulnerability disclosure
    GPG Key fingerprint: EA27 06D6 14F5 28DB 764B F47E CFCD C461 75E6 694A
    Public key

IRC

Ny tambazotranay IRC voalahoany dia ny tambazotra Irc2P ao anaty I2P, ny fantsona nampiasaina dia ny fantsona izay hita raha vaomanao fametrahana router vaovao. Izahay dia hita koa any amin'ny tambazotra hitovizana toy ny OFTC, EIN and Freenode. Ny sampana rehetra I2P ao amin'ny tambazotra dia mifandray amin'ny Irc2P amin'ny alalan'ny mpampitohy bots.


Lisitry ny Toerana firesahana:

#i2p       Resaka momban'i i2P amin'ny ankapobeny sy fifanampiana
#i2p-chat  Tsy misy ifandraisany
#i2p-dev   Resaka momba ny fampiarana
#i2pd-dev  Purple I2P (I2Pd) Development talk
#Abscond   Abscond browser bundle discussion and development

Toerana fifaneraserana

Ny ankamaroan'ny resaka momba ny fanamboarana ny I2P dia hita ao amin'ny I2P developer forum. Ao no toerana tsara indrindra raha hametraka fanontaniana, raha tsy mandeha ny sampana dev IRC.

Lisitra na mailaka

I2P dia manana lisitra mailaka, fa tsy dia ampiasaina loatra satria ny andian'ny mpanamboatra dia mankafy kokoa ny miresaka amin'ny IRC na ny toeram-piresahan'ny mpanamboatra. Mety ihisy fiovana izany any aoriana any.

Fisoratana anarana

Raha te hisoratra anarana ao amin'ny lisitra mailaka ianao dia mandehana ao amin'ny pejin'ny filazam-baovao momba ny lisitra (fitohizana eo ambany) dia fenohy ny pejy. Ny mailaka anaty ao amin'ny I2P (ohatra, foobar@mail.i2p) dia azo ampiasaina.

Fanesorana ny anarana

Raha iala amin'ny lisitra mailaka na hanova ny fomba fisoratana , dia mandehana ao amin'ny filazam-baovaon'ny lisitry mailaka (jereo eo ambany), dia ampidiro ao ny adiresy mailaka-nao.

Lisitra

  • i2p-dev (Rakitry ny ela)
    Firesahana rehetra momba ny fanatontosana ny I2P - izay rehetra mifandraiky amin'ny zay
  • i2p-general (Rakitry ny ela)
    Firesahana momba ny I2P amin'ny ankapobeny - izay rehetra tsy tafihiditra ao anaty lisitra dia mandeha eto

NNTP

Tsy tia lisitra mailaka ianao? Ity dia natao ho anao. Ny lisitra mailaka rehetra dia hita ao amin'ny NNTP koa .


Fitsinjaran'ny vondrona lisitra:

alt.privacy.i2p.general       i2p-general
alt.privacy.i2p.dev           i2p-dev

Mpandroso: 

news.welterde.de     news.welterde.i2p